# Inona no ho fantatry ny ankohonan'Israely avy eo? Avy eo ny ankohonan'Israely hahafantatra fa momba azy ireo ny Andriamanitr'izy ireo. # Inona no ambaran'i Yaveh amin'ny ondry, ilay ankohonan'Israely? Yaveh dia manambara fa Izy ilay Andriamanitry ny ankohonan'Israely, ary vahoakany izy ireo.