plt_tq/ezk/29/13.md

4 lines
195 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho lasa inona Egypta rehefa tafaverina avy amin'ny fiparitahan'izy ireo hoy Yaveh?
Yaveh dia milaza fa ho lasa fanjakana ambany Egypta rehefa miverina avy any amin'izay niparitahany izy ireo.