# Ho lasa inona Egypta rehefa tafaverina avy amin'ny fiparitahan'izy ireo hoy Yaveh? Yaveh dia milaza fa ho lasa fanjakana ambany Egypta rehefa miverina avy any amin'izay niparitahany izy ireo.