plt_tq/ezk/29/06.md

8 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Zava-maniry inona no lazain'i Yaveh fa tahaka an'i Egypta ho an'ny ankohonan'Israely?
Yaveh dia milaza fa tahaka ny tahona volotara ho an'ny ankohonan'Israely i Egypta.
# Inona no nataon'i Egypta rehefa niantehitra tamin'i Egypta ny ankohonan'Israely?
Nampangovitra ny tongotr'Israely sy nampihozongozona ny valahan'izy ireo i Egypta rehefa niantehitra tamin'i Egypta i Israely.