# Zava-maniry inona no lazain'i Yaveh fa tahaka an'i Egypta ho an'ny ankohonan'Israely? Yaveh dia milaza fa tahaka ny tahona volotara ho an'ny ankohonan'Israely i Egypta. # Inona no nataon'i Egypta rehefa niantehitra tamin'i Egypta ny ankohonan'Israely? Nampangovitra ny tongotr'Israely sy nampihozongozona ny valahan'izy ireo i Egypta rehefa niantehitra tamin'i Egypta i Israely.