forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
274 B
Markdown
8 lines
274 B
Markdown
|
# Inona no nataon'i Edoma manohitra ny ankohonan'i Joda?
|
||
|
|
||
|
Edoma dia nanao valifaty manohitra ny ankohonan'i Joda.
|
||
|
|
||
|
# Inona no ho ataon'i Yaveh amin'i Edoma nohon'ny amin'ny zavatra nataony tamin'ny ankohonan'i Joda?
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia handrava ny olona sy ny biby rehetra ao Edoma.
|