# Inona no nataon'i Edoma manohitra ny ankohonan'i Joda? Edoma dia nanao valifaty manohitra ny ankohonan'i Joda. # Inona no ho ataon'i Yaveh amin'i Edoma nohon'ny amin'ny zavatra nataony tamin'ny ankohonan'i Joda? Yaveh dia handrava ny olona sy ny biby rehetra ao Edoma.