plt_tq/ezk/25/08.md

8 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Moaba sy Seira rehefa natao sesitany i Joda?
Rehefa natao sesitany ny ankohonan'i Joda, dia nilaza Moaba sy Seira fa tahaka ny firenena hafa rehetra ny ankohonan'i Joda .
# Inona no tsy ho tsaroina eo amin'ireo firenena ireo intsony?
Ireo vahoakan'i Amona dia tsy ho tsaroina eo amin'ireo firenena ireo intsony.