# Inona no nolazain'i Moaba sy Seira rehefa natao sesitany i Joda? Rehefa natao sesitany ny ankohonan'i Joda, dia nilaza Moaba sy Seira fa tahaka ny firenena hafa rehetra ny ankohonan'i Joda . # Inona no tsy ho tsaroina eo amin'ireo firenena ireo intsony? Ireo vahoakan'i Amona dia tsy ho tsaroina eo amin'ireo firenena ireo intsony.