plt_tq/ezk/22/17.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ao amin'ny fanoharany, ampitahain'i Yaveh amin'ny inona ny ankohonan'Israely?
Ao amin'ny fanoharany dia ampitahain'i Yaveh amin'ny tain-drendrika ny ankohonan'Israely.
# Aiza no lazain'i Yaveh fa hanangonany ny tain-drendrika?
Yaveh dia milaza fa hanangona ny tain-drendrika eo afovoan'i Jerosalema Izy.