# Ao amin'ny fanoharany, ampitahain'i Yaveh amin'ny inona ny ankohonan'Israely? Ao amin'ny fanoharany dia ampitahain'i Yaveh amin'ny tain-drendrika ny ankohonan'Israely. # Aiza no lazain'i Yaveh fa hanangonany ny tain-drendrika? Yaveh dia milaza fa hanangona ny tain-drendrika eo afovoan'i Jerosalema Izy.