forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
396 B
Markdown
8 lines
396 B
Markdown
|
# Inona no nasain'i Yaveh nataon'ny mpanapaka ratsy fanahin'Israely, ary nahoana?
|
||
|
|
||
|
Nasain'i Yaveh nanala ny hamamany sy ny satro-boninahiny ilay mpanapaka, satria tsy hisy intsony ny satro-boninahitra..
|
||
|
|
||
|
# Rahoviana no nolazain'i Yaveh fa hamerenany ny satro-boninahitr'Israely?
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia nilaza fa hamerina ilay satro-boninahitra any Israely Izy rehefa tonga ilay iray manana ny zo amin'izany.
|