# Inona no nasain'i Yaveh nataon'ny mpanapaka ratsy fanahin'Israely, ary nahoana? Nasain'i Yaveh nanala ny hamamany sy ny satro-boninahiny ilay mpanapaka, satria tsy hisy intsony ny satro-boninahitra.. # Rahoviana no nolazain'i Yaveh fa hamerenany ny satro-boninahitr'Israely? Yaveh dia nilaza fa hamerina ilay satro-boninahitra any Israely Izy rehefa tonga ilay iray manana ny zo amin'izany.