plt_tq/ezk/18/07.md

12 lines
368 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no ampian'ny olo-marina?
Ny olo-marina dia manome ny sakafony ho an'ny noana ary mandrakotra ny mitanjaka amin'ny akanjo.
# Inona no handehanan'ny olo-marina sy hazoniny?
Ny olo-marina dia mandeha amin'ny lalàn'i Yaveh sy mihazona ny didin'i Yaveh.
# Inona no ambaran'i Yaveh fa hitranga amin'ny olo-marina?
Yaveh dia manambara fa ho velona ny olo-marina.