# Iza no ampian'ny olo-marina? Ny olo-marina dia manome ny sakafony ho an'ny noana ary mandrakotra ny mitanjaka amin'ny akanjo. # Inona no handehanan'ny olo-marina sy hazoniny? Ny olo-marina dia mandeha amin'ny lalàn'i Yaveh sy mihazona ny didin'i Yaveh. # Inona no ambaran'i Yaveh fa hitranga amin'ny olo-marina? Yaveh dia manambara fa ho velona ny olo-marina.