plt_tq/ezk/17/22.md

8 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny sampana malefaky ny hazo sedera?
Yaveh dia nilaza fa hamboly ilay sampana malefaka eny amin'ny tendrombohitra avo Izy.
# Ho lasa inona ireo sampana malefaka izay nambolen'i Yaveh?
Ho lasa sedera malaza izay honenan'ny vorona manan'elatra rehetra izany.