# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony amin'ny sampana malefaky ny hazo sedera? Yaveh dia nilaza fa hamboly ilay sampana malefaka eny amin'ny tendrombohitra avo Izy. # Ho lasa inona ireo sampana malefaka izay nambolen'i Yaveh? Ho lasa sedera malaza izay honenan'ny vorona manan'elatra rehetra izany.