plt_tq/ezk/17/15.md

8 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no fomba nandikan'ny mpanjakan'i Jerosalema an'ilay fanekena nataony tamin'ny mpanjakan'i Babylona?
Ny mpanjakan'i Jerosalema dia nikomy sy nandefa masoivoho tany Egypta mba hahazo soavaly sy tafika.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ilay mpanjakan'i Jerosalema?
Yaveh dia nilaza fa ho faty eo afovoan'i Babylona ilay mpanjakan'i Jerosalema.