# Ahoana no fomba nandikan'ny mpanjakan'i Jerosalema an'ilay fanekena nataony tamin'ny mpanjakan'i Babylona? Ny mpanjakan'i Jerosalema dia nikomy sy nandefa masoivoho tany Egypta mba hahazo soavaly sy tafika. # Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ilay mpanjakan'i Jerosalema? Yaveh dia nilaza fa ho faty eo afovoan'i Babylona ilay mpanjakan'i Jerosalema.