plt_tq/ezk/12/08.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fanontaniana napetraky ny ankohonan'Israely tamin'i Ezekiela raha nandeha nivoaky ny tranony izy?
Ny ankohonan'Israely dia nanontany hoe: "Inona ity ataonao?"
# Mahakasika an'iza ny asa faminanian'i Ezekiela?
Ny asa faminanian'i Ezekiela dia mahakasika ny andriandahy ao Jerosalema sy ny ankohonan' Israely rehetra.