# Inona no fanontaniana napetraky ny ankohonan'Israely tamin'i Ezekiela raha nandeha nivoaky ny tranony izy? Ny ankohonan'Israely dia nanontany hoe: "Inona ity ataonao?" # Mahakasika an'iza ny asa faminanian'i Ezekiela? Ny asa faminanian'i Ezekiela dia mahakasika ny andriandahy ao Jerosalema sy ny ankohonan' Israely rehetra.