plt_tq/ezk/09/03.md

8 lines
424 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy aiza no nialan'ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely, ary taiza no nalehan'izany?
Ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely dia niala avy teo amin'ilay kerobima izay teo an-tokonam- baravaran'ny trano.
# Inona no nasain'i Yaveh nataon'ilay mpanora-dalàna?
Nasain'i Yaveh nanisy marika ny handrin'ireo lehilahy izay nitaraina sy nisento ny amin'ireo fahavetavetana natao teo amin'ilay tanàna ilay mpanora-dalàna.