# Avy aiza no nialan'ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely, ary taiza no nalehan'izany? Ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely dia niala avy teo amin'ilay kerobima izay teo an-tokonam- baravaran'ny trano. # Inona no nasain'i Yaveh nataon'ilay mpanora-dalàna? Nasain'i Yaveh nanisy marika ny handrin'ireo lehilahy izay nitaraina sy nisento ny amin'ireo fahavetavetana natao teo amin'ilay tanàna ilay mpanora-dalàna.