plt_tq/ezk/05/01.md

8 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Ezekiela tamin'ny ampahatelo tsirairain'ny volony?
Nila nanodro ampahatelony iray teo amin'ny tanàna i Ezekiela, nanapaka ampahatelony iray nanodidina ny tanàna, nanaparitaka ampahatelony iray teny amin'ny rivotra.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony rehefa vita ny ataon'i Ezekiela?
Nilaza Yaveh fa hamoaka sabatra hanenjehana ny vahoaka Izy.