# Inona no nataon'i Ezekiela tamin'ny ampahatelo tsirairain'ny volony? Nila nanodro ampahatelony iray teo amin'ny tanàna i Ezekiela, nanapaka ampahatelony iray nanodidina ny tanàna, nanaparitaka ampahatelony iray teny amin'ny rivotra. # Inona no nolazain'i Yaveh fa ho ataony rehefa vita ny ataon'i Ezekiela? Nilaza Yaveh fa hamoaka sabatra hanenjehana ny vahoaka Izy.