plt_tq/ezk/04/06.md

8 lines
351 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Ezekiela no nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany?
Nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany i Ezekiela mba hitondra ny fahotan'ny ankohonan'Israely.
# Nahoana Ezekiela no nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany nandritry ny 40 taona?
Nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany Ezekiela mba hanehoana ny 40 taona famaizana ny ankohonan'Israely.