# Nahoana Ezekiela no nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany? Nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany i Ezekiela mba hitondra ny fahotan'ny ankohonan'Israely. # Nahoana Ezekiela no nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany nandritry ny 40 taona? Nila nandry tamin'ny ilany an-kavanany Ezekiela mba hanehoana ny 40 taona famaizana ny ankohonan'Israely.