forked from WA-Catalog/plt_tq
16 lines
996 B
Markdown
16 lines
996 B
Markdown
|
# Inona no lazain'i Yaveh fa hitranga tamin'i Ezelieka raha toa koa tsy nampitandrina ireo ratsy fanahy ny amin'ny asa ratsin'izy ireo izy?
|
||
|
|
||
|
Raha toa ka tsy mapitandrina ireo ratsy fanahy i Ezekiela, dia hitaky ny ràn'izy ireo avy amin'ny tanan'i Ezekiela i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'io Yaveh fa hitranga tamin'i Ezekiela raha toa ka tsy nampitandrina ireo olo-marina izay miodina sy manao zavatra tsy ara-drariny izy?
|
||
|
|
||
|
Raha toa ka tsy nampitandrina ny olo-marina izay mihodina izy, dia ho takian'i Yaveh amin'ny alalan'ny tanan'i Ezekiela ny ràny .
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hahazo an'ilay olo-marina izay mihodina sy manao ny tsy rariny?
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia nilaza fa ho faty ao amin'ny fahotany ilay olo-marina izay mihodina sy manao ny tsy rariny.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hahazo an'i Ezekiela raha toa ka nampitandrina ilay olo-marina izay mihodina sy manao ny tsy rariny izy?
|
||
|
|
||
|
Raha toa Ezekiela ka nampitandrina an'ilay olo-marina izay mihodina, dia hahavonjy ny tenany i Ezekiela.
|