# Inona no lazain'i Yaveh fa hitranga tamin'i Ezelieka raha toa koa tsy nampitandrina ireo ratsy fanahy ny amin'ny asa ratsin'izy ireo izy? Raha toa ka tsy mapitandrina ireo ratsy fanahy i Ezekiela, dia hitaky ny ràn'izy ireo avy amin'ny tanan'i Ezekiela i Yaveh. # Inona no nolazain'io Yaveh fa hitranga tamin'i Ezekiela raha toa ka tsy nampitandrina ireo olo-marina izay miodina sy manao zavatra tsy ara-drariny izy? Raha toa ka tsy nampitandrina ny olo-marina izay mihodina izy, dia ho takian'i Yaveh amin'ny alalan'ny tanan'i Ezekiela ny ràny . # Inona no nolazain'i Yaveh fa hahazo an'ilay olo-marina izay mihodina sy manao ny tsy rariny? Yaveh dia nilaza fa ho faty ao amin'ny fahotany ilay olo-marina izay mihodina sy manao ny tsy rariny. # Inona no nolazain'i Yaveh fa hahazo an'i Ezekiela raha toa ka nampitandrina ilay olo-marina izay mihodina sy manao ny tsy rariny izy? Raha toa Ezekiela ka nampitandrina an'ilay olo-marina izay mihodina, dia hahavonjy ny tenany i Ezekiela.