plt_tq/ezk/02/01.md

8 lines
278 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no naton'ilay Fanahy tamin'i Ezekiela rehefa niresaka taminy ilay Fanahy ?
Nampitsangana azy ilay Fanahy rehefa niteny tamin'i Ezekiela.
# Ho any amin'iza no nandefasan'ilay Fanahy an'i Ezekiela?
Ilay Fanahy dia nandefa an'i Ezekiela ho any amin'ny vahoakan'Israely.