# Inona no naton'ilay Fanahy tamin'i Ezekiela rehefa niresaka taminy ilay Fanahy ? Nampitsangana azy ilay Fanahy rehefa niteny tamin'i Ezekiela. # Ho any amin'iza no nandefasan'ilay Fanahy an'i Ezekiela? Ilay Fanahy dia nandefa an'i Ezekiela ho any amin'ny vahoakan'Israely.