plt_tq/exo/39/04.md

8 lines
261 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nakambana ho iray tamin'ny efoda?
Ny fehinkibo no nakambana ho iray tamin'ny efoda.
# Inona no nisokirana ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo?
Ireo vato beryla no nisokirana ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo.