# Inona no nakambana ho iray tamin'ny efoda? Ny fehinkibo no nakambana ho iray tamin'ny efoda. # Inona no nisokirana ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo? Ireo vato beryla no nisokirana ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely roa ambin'ny folo.