plt_tq/exo/34/23.md

8 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Impiry no tsy maintsy miseho eo anatrehan'i Yaveh ireo lehilahy?
Ny lehilahy rehetra dia tsy maintsy hiseho intelo isan-taona eo anatrehan'i Yaveh.
# Iza no naniry ny hanafika ny tany ary haka izany rehefa niakatra mba hiseho eo anatrehan'i Yaveh intelo isan-taona ireo Israelita?
Tsy hisy haniry ny hanafika ny tany ary haka izany rehefa niakatra mba hiseho eo anatrehan'i Yaveh intelo isan-taona ireo Israelita.