# Impiry no tsy maintsy miseho eo anatrehan'i Yaveh ireo lehilahy? Ny lehilahy rehetra dia tsy maintsy hiseho intelo isan-taona eo anatrehan'i Yaveh. # Iza no naniry ny hanafika ny tany ary haka izany rehefa niakatra mba hiseho eo anatrehan'i Yaveh intelo isan-taona ireo Israelita? Tsy hisy haniry ny hanafika ny tany ary haka izany rehefa niakatra mba hiseho eo anatrehan'i Yaveh intelo isan-taona ireo Israelita.