plt_tq/exo/33/19.md

8 lines
310 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nolazain'i Yaveh fa hiantrany sy hamindrany fo?
Nolazain'i Yaveh fa hiantra amin'izay hiantrany Izy ary hamindra fo amin'izay hanehoany famindram-po.
# Nahoana no tsy afaka hahita ny tavan'i Yaveh i Mosesy?
Tsy afaka hahita ny tavan'i Yaveh i Mosesy, satria tsy misy afaka mahita Azy ka ho velona.