# Iza no nolazain'i Yaveh fa hiantrany sy hamindrany fo? Nolazain'i Yaveh fa hiantra amin'izay hiantrany Izy ary hamindra fo amin'izay hanehoany famindram-po. # Nahoana no tsy afaka hahita ny tavan'i Yaveh i Mosesy? Tsy afaka hahita ny tavan'i Yaveh i Mosesy, satria tsy misy afaka mahita Azy ka ho velona.