plt_tq/exo/20/04.md

8 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no tsy mahazo manao sarin-javatra voasokitra na miankohoka eo amin'izany ireo Israelita?
Tsy tokony manao sarin-javatra voasokitra na miankohoka eo amin'izany ireo Israelita satria Yaveh dia Andriamanitra saropiaro.
# Hafiriana no hanasazian'i Yaveh ny faharatsian'ireo razambe?
Manasazy ny faharatsian'ny razambe amin'ny taranany, dia ny zanaka sy ny zafiafin'ireo izay mankahala Azy Yaveh.