# Nahoana no tsy mahazo manao sarin-javatra voasokitra na miankohoka eo amin'izany ireo Israelita? Tsy tokony manao sarin-javatra voasokitra na miankohoka eo amin'izany ireo Israelita satria Yaveh dia Andriamanitra saropiaro. # Hafiriana no hanasazian'i Yaveh ny faharatsian'ireo razambe? Manasazy ny faharatsian'ny razambe amin'ny taranany, dia ny zanaka sy ny zafiafin'ireo izay mankahala Azy Yaveh.