plt_tq/exo/18/09.md

8 lines
414 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahafaly an'i Jetro?
Nifaly nohon'ny soa rehetra izay nataon'i Yaveh tamin'ny Israely, tamin'ny nanavotany azy ireo tamin'ny fahefan'ny Egyptiana Jetro.
# Ahoana no nahafantaran'i Jetro fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra Yaveh?
Fantatr'i Jetro fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra Yaveh, satria fony nitondra ny Israelita tamim-piavonavonana ny Egyptiana, dia navotan'Andriamanitra ny olony.