# Inona no nahafaly an'i Jetro? Nifaly nohon'ny soa rehetra izay nataon'i Yaveh tamin'ny Israely, tamin'ny nanavotany azy ireo tamin'ny fahefan'ny Egyptiana Jetro. # Ahoana no nahafantaran'i Jetro fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra Yaveh? Fantatr'i Jetro fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra Yaveh, satria fony nitondra ny Israelita tamim-piavonavonana ny Egyptiana, dia navotan'Andriamanitra ny olony.