plt_tq/exo/16/01.md

8 lines
284 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza no misy ny efitr'i Sina?
Ny tany efitr'i Sina dia anelanelan'i Elima sy Sinay.
# Amin'ireo Israelita, nahoana no nitondra azy ireo hivoaka hankany an'efitra Mosesy?
Nolazain'izy ireo fa nitondra azy ireo ho any an'efitra mba hahafaty noana ny fivondronany manontolo Mosesy.