# Aiza no misy ny efitr'i Sina? Ny tany efitr'i Sina dia anelanelan'i Elima sy Sinay. # Amin'ireo Israelita, nahoana no nitondra azy ireo hivoaka hankany an'efitra Mosesy? Nolazain'izy ireo fa nitondra azy ireo ho any an'efitra mba hahafaty noana ny fivondronany manontolo Mosesy.