plt_tq/exo/09/25.md

4 lines
257 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Manerana ny tany Egypta rehetra, dia namely inona ny havandra?
Manerana ny tany Egypta rehetra, dia namely ny zavatra rehetra tany an-tsaha, ary ny olona sy ireo biby ny havandra. Namely ny zava-maniry rehetra teny an-tsaha ary nanapaka ireo hazo izany.