# Manerana ny tany Egypta rehetra, dia namely inona ny havandra? Manerana ny tany Egypta rehetra, dia namely ny zavatra rehetra tany an-tsaha, ary ny olona sy ireo biby ny havandra. Namely ny zava-maniry rehetra teny an-tsaha ary nanapaka ireo hazo izany.