plt_tq/exo/06/02.md

8 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nisehoan'i Yaveh tamin'i Abrahama, tamin'Isaka, ary tamin'i Jakoba?
Amin'ny maha-Andriamanitra Tsitoha Azy no nisehoany tamin'i Abrahama, tamin'Isaka ary tamin'i Jakoba.
# Inona no ren'Yaveh, ary inona no tadidiny?
Nandre ny fitarainan'ny Israelita izay nandevozin'ny Egyptianina Yaveh, ary nahatsiaro ny fanekeny Izy.