# Ahoana no nisehoan'i Yaveh tamin'i Abrahama, tamin'Isaka, ary tamin'i Jakoba? Amin'ny maha-Andriamanitra Tsitoha Azy no nisehoany tamin'i Abrahama, tamin'Isaka ary tamin'i Jakoba. # Inona no ren'Yaveh, ary inona no tadidiny? Nandre ny fitarainan'ny Israelita izay nandevozin'ny Egyptianina Yaveh, ary nahatsiaro ny fanekeny Izy.