plt_tq/exo/03/04.md

8 lines
346 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no niantso an'i Mosesy tao amin'ny voaroy?
Niantso an'i Mosesy tao amin'ny voaroy Andriamanitra.
# Nahoana no nilaza tamin'i Mosesy ny mba hanalany ny kapany amin'ny tongony Andriamanitra?
Dia hoy Andriamanitra hoe: "Aza manakaiky loatra! Esory eny an-tongotrao ny kiraronao, fa ny toerana izay ijoroanao dia tany efa voatokana ho Ahy."