# Iza no niantso an'i Mosesy tao amin'ny voaroy? Niantso an'i Mosesy tao amin'ny voaroy Andriamanitra. # Nahoana no nilaza tamin'i Mosesy ny mba hanalany ny kapany amin'ny tongony Andriamanitra? Dia hoy Andriamanitra hoe: "Aza manakaiky loatra! Esory eny an-tongotrao ny kiraronao, fa ny toerana izay ijoroanao dia tany efa voatokana ho Ahy."