plt_tq/exo/01/08.md

8 lines
488 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no tsy niraharaha ny fahatsiarovana an'i Josefa?
Ny mpanjaka vaovao nitsangana nanapaka an'i Egypta, no tsy nahafantatra ny fahatsiarovana an'i Josefa.
# Inona no noeritreretin'ny mpanjakan'ireo Egyptiana fa hitranga raha tsy mifampiraharaha am-pahendrena amin'ireo Israelita izy ireo?
Natahotra ny mpanjakan'ireo Egyptiana fa hitombo hatrany ireo Israelita, ary raha vaky ny ady, dia hanatevin-daharana ireo fahavalony izy ireo, hiady amin'izy ireo ary handao ny tany izy ireo.